Nampianjoria ahy i Lisy

Rolling Pen

HAFATRA MIAFINA

21 septambra 2016, andro tokony tokony ho tamin’ny sivy maraina. Naneno tokana ny telefaoniko. Hafatra miafina nipoitra teo amin’ny efijoron’ity farany. Avy hatrany dia novakiako. Izaho rahateo vao nifoha, mbola malaina handinika ity rehetra ho atao mandritry ny tontolo andro.

Nanontany ahy i Mossieur Njo, izay tsy zoviana amin-tsika intsony fa mpanoratra malagasy manan-talenta tokoa, hoe hamoaka ny bokiny voalohany, hoe afaka ravahako sary ve ny fonony. Avy hatrany dia nekeko, moa koa anisan’ny asa tena mahafinaritra ahy ny tontolon’ny boky sy izay misasika azy.

Ny famintinana ilay tantara nalefany tamiko koa dia tena nahasarika tanteraka. Hafa kely ilay tantara, toa misy Antananarivo nefa tsy Antananarivo, nefa Antananarivo ihany raha tena dinihana. Antananarivo hafa kely. Hiverenako etsy ambany ny momba izay rehefa avy eo. Efa ela manko ny tena no te hamaky boky amin’ny teny gasy. Ny vitsy ananako ato an-trano efa voavakiko avokoa, saingy tsy ampy ny…

Voir l’article original 954 mots de plus

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s